|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tatàka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Feo |
| Teny iditra (2/3) | 10 tataka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony.
13Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy. 14Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto. [1.1] 15rovitra lavalava. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16a slit.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17coupe en longueur.
[1.8] 18fente. [1.13] 19ce qui est déchiré, déchirure. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
20 Mangina fa ny zaitrany fotsiny no tataka.
[2.117#12]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28tata-bitrana |
| Teny iditra (3/3) | 29 tataka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31Incisions ou scarifications faites à la peau et dans lesquelles on insère souvent un produit médicamenteux.
32Équivalent de fatitra (Merina). 33, ou de tetika .. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 35 tataka, tatàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|