|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tatavia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano..
[1.1] 4Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the bladder.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6la vessie.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Mety hanampy amin'ny fampitoniana ny fanaintainana ateraky ny aretin'ny tatavia sy ny afero ihany koa.
[2.424#]
|
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 9tatavian-kena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|