|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tatao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Harona hasiana ny vary voajinja.
[Taimoro]
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 tatao |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6filolohavana.
[Taisaka]
[1.78] 7Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana". 8Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka. 9Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10something carried on the head; something placed on top.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28tataon-ketra |
| Teny iditra (3/3) | 29 tatao |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31(sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine).
32Deinbollia macrocarpa R. 33Capuron (Sapindaceae). 34Arbre dont le bois est utilisé en construction marine.. [Betsimisaraka Atsimo] [1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 36 tatao, 37 tatoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|