|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 tara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hatsiaka. [Sihanaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  4arabe voarakotra tara

Teny iditra (2/7)5 tara
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7zaran'angady, antsy, ets... [Tanosy] [1.78]
Voambolana  8 Haizavamaniry

Teny iditra (3/7)9 tara
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11fandinihina mafy. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/7)12 tara
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitiliana arintany, fantatra indrindra amin' ny anarana hoe godorao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15goudron. [1.13]
Voambolana  16 Haibolantany
Tovy hevitra  17godorao
Kamban-teny rehetra  18lalana tara

Teny iditra (5/7)19 tara
Sokajin-teny  20 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21diso fidirana, tsy tonga amin' ny fotoana fidirana: Sazin' ny mpampianatra izay mpianatra tara.
22tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola vao T5 ihany. [1.1]

Teny iditra (6/7)23 tara
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25Lemuropisum edule H.Perrier (Fabaceae).
26Arbuste ne poussant que dans les falaises calcaires du lac Tsimanampetsotsa, dans les lieux les plus arides.
27Extrêmement résistant à la sécheresse.
28Ses graines sont activement recherchées par les Lémuriens et ont une excellente valeur diététique (protéines riches en acides aminés essentiels).
29Nous avons déjà signalé l'intérêt de sa multiplication non seulement pour le Sud malgache mais aussi pour les zones arides en général.
30Voir P.
31Boiteau, Chronica Horticulturae, vol.
322, fasc.
333 (décembre 1962) p.
3455, une figure ; et l'ouvrage collectif : Économie Malgache 1950-1960.
35Commissariat au Plan Tananarive 1962, p.
3692.. [Mahafaly, Sakalava] [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7)38 ta
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny frantsay  40(vient peut être de taratra : reflets de lumière ; allusion aux feuilles lisses de la plante, qui demande des expositions très ensoleillées) (accent tonique sur le second A).
41Boerhavia sp. (Nyctaginaceae).
42Herbe rampante, devenue messicole dans les jardins, à Fort Dauphin.
43Nom relevé par Boiteau (en 1977).. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  44 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  45 atra, 46 tara, tarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02