|
|
|
|

Teny iditra1  tarondro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro] karazana tanalahy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 [Sakalava-Mayotte] caméléon [1.405]
Ohatra  5  Ary dia novonoina ny ombelahy efatra, ary nalefa ny tarondro efatr' arivo [2.69]
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04