|
|
|
|

Teny iditra1  taroma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Hazo meloka mivolantsinana atohitohy hametahana ny hazofisaka amin' ny fanaovana botry [1.1]
Voambolana  4  Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  5 marato, 6 Marota, 7 matora, 8 ramato, 9 Ramota, 10 tamora, taroma

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04