|
|
|
|

Teny iditra1 tarigetra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra.
4Zavatra na biby na olona kendrena hasiana.
5Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity. [1.1]
6filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7idéal. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12