|
|
|
|

Teny iditra1 tarifa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay tarif] Fampisehoana indray mijery ny vidin' entana na ny ambaratongam-pahalafosan' ny sarandalana na ny hajian-ketra arakaraka ny halehibeny avy. [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  5 afatry, 6 afitra, 7 faitra, 8 fatray, 9 ifatra, 10 Rifata, 11 tarifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12