|
|
|
|

Teny iditra1 tapenaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the gable of a house. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5pignon d'une maison. [1.8]
Voambolana  6 Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 napetaka, 10 panatake, 11 tapenaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02