|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapa-kofehy |
| Singan-teny | 2tapaka, 3kofehy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 ataoko an-joron-damba sao tapa-kofehy koa very ataoko am-pelatanana sao tsemboka koa zary rano atao anatin'ny foko ka na hitondra mahafaty ahy aza tsy tiako va hianao? [2.131] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|