|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taova |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3The inside of an animal..
[1.2#626] |
| Ohatra |
4 Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany.
[2.445#]
5 Lasa lalina ihany ilay tsato-defona nefa tsy nahavoa ny taova tany anatin'i Tsolo ka dia tsy nampaninona loatra akory. [2.895#] |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 23 amin' io teny io |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 atavo, 9 atova, 10 avota, 11 taova, 12 tavoa, 13 vatoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|