|
|
|
|

Teny iditra1 taolanina
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3Be taolana: taolanina ity zaza ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Bony.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Osseux, qui a une forte carcasse, de gros os.. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 alin-taona, 10 ilantoana, 11 taolanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12