|
|
|
|

Teny iditra1 taola-maoja
Singan-teny  2taolana, 3maoja
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5the bones of the pelvis.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Le haut de la hanche.. [1.3]
Ohatra  7 Marary ny lamosina, soroka, na ny taola-maoja, na maharary manerana ny vatana. [2.424]
Voambolana  8 Haiaina
Tsipelina hafa  9taola-moja
Tovy hevitra  10maoja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02