|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tantavanina |
| Fototeny | 2tantavana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be strained; to be filtered.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on filtre.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|