|
|
|
|

Teny iditra1 tanky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany. [1.1]
Voambolana  5 Miaramila

Fivaditsoratra  6 kanty, 7 kinta, 8 tanky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12