|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tanjona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana. [1.1]
4tendrotany mandroso any anaty ranomasina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6épaule d'une montagne; cap, presqu'île. [1.8]
7cap. [1.13, 2.118, 1.5.fr#282]
Voambolana  8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 tanjona
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka. [1.1]
14zava-kendrena. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15but, objectif, but idéal. [1.13]
Ohatra  16 Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Kamban-teny rehetra  17tanjona hotratrarina

Fivaditsoratra  18 tanjona, 19 tonjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02