|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tanimbilona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tany volena ahitra voatokana ho an'ny biby fiompy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4prairie artificielle, pâturage artificiel. [1.13]

Teny iditra (2/2)5 tanimbilona
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7tanimboly ankoatra ny tanimbary. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8champ. [1.13]
Voambolana  9 Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12