|
|
|
|

Teny iditra1 tanka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tarimon-pesta. [2.472#82]
4Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny. [1.1]
Ohatra  5 -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono. [2.472#82]
Voambolana  6 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12