|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tangosana |
| Fototeny | 2tango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly.
5Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 antsangao, 11 antsangoa, 12 atsangano, 13 tangosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|