|
|
|
|

Teny iditra1 tangoronina
Fototeny  2tangorona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hodidinin' olona betsaka: Notangoronan' ny ankizy ilay marary ka saika sempotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be encircled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on réunit, qu'on groupe. [1.3#672]
7qu'on encercle. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12tangoronana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02