|
|
|
|

Teny iditra1 tangoaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Loaka, gorobaka.
4Kilalaon' ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy. [1.1]
Voambolana  5 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12