Teny iditra | tangìka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tarimon-pesta [2.472] | |
Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny [1.1] | ||
Ohatra | -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono.
[2.472] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |