|
|
|
|

Teny iditra1 tanehina
Fototeny  2tanika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena.
5Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary.
6Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana.
7Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12tenehina
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 hatenina, 15 tanehina, 16 tinehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02