|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandrovina |
| Fototeny | 2tandro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tandremana, tsimbinina, raharahaina (tsy fiteny anefa afa-tsy amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana...: Tandrovy ny voninahitrao fa aza manala-bara-tena amin' ny fahamamoana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 tandrovina, 11 tavin-drano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|