|
|
|
|

Teny iditra1 tandrifin-drahona
Singan-teny  2tandrifina, 3rahona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5orana milatsaka tsy ampoizina ary tsy maharitra ela. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6légère pluie qui tombe au passage d'un nuage.
7paroles en l'air. [1.3]
8paroles en l' air comme la pluie légère qui tombe au passage d' un nuage. [2.415]
Voambolana  9 Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12