|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandrevaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka.
[1.1] 4tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana. [2.285#222] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation.
[1.3#667] |
| Ohatra |
6 Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa.
[2.245#170]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|