|
|
|
|

Teny iditra1 tandremana
Fototeny  2tandrina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona.
5Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana.
6arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy.
7Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention. [1.8]
Ohatra  10 Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15tandremana ohatra ny anakandriamaso
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 manendrata, 18 tandremana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02