|
|
|
|

Teny iditra1 tandomitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid. [1.3]
5urticaire, petite éruption cutanée. [1.54]
6urticaire. [1.13]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  8 Fahasalamana
Tsipelina hafa  9taindomitra

Fivaditsoratra  10 montaditra, 11 tandomitra, 12 tandromaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19