|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandindona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona.
4Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany. 5Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ombre portée, pénombre.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Fizìka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|