|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandavana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Filaharana manaraka ny lavany, toy ny an' ny hazo maniry eny amin' ny sisin-dalana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 6tandavan-tendrombohitra |
| Fivaditsoratra | 7 Tanandava, tanan-dava, 8 tandavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|