|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanatanaina |
| Fototeny | 2tanatana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sokafana tanteraka: Notanatanainy ny varavarana fa nisy fofona hafahafa tao an-trano.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 itanatanana, 10 tanatanaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|