|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanantanana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaniry ahazoana menaka ny voany, izay misy karazana roa: tanantanamanga sy tanantanampotsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(toute l'île) (de tànana : main, ou plus exactement empreinte de la main ; observation : il ne faut pas confondre tànana : la main et tanàna : le village ; cet exemple montre toute la valeur de la place de l'accent tonique en malgache ; notion souvent négligée par les Français).
5Nom générique des espèces à feuilles palmées, rappelant plus ou moins une empreinte de main. 6Dans certains dialectes, le mot a un sens plus précis et restreint :. 7Aleurites trilobus J.R. 8Forst. 9& G. 10Forst. 11(Euphorbiaceae).. [Betsimisaraka, Taimoro] 12Huile de ricin d'après Grandidier.. [Tanosy] 13désigne plus spécialement le Pignon d'Inde, Jatropha curcas L. 14(Euphorbiaceae). [Sakalava] 15Voir tanantanampotsy.. [1.196] |
| Ohatra |
16 moa va tsy voan-tanantanana nodorana.
[2.470]
|
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: hazo |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|