|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tanan-dava
Singan-teny  2tanana, 3lava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5zavatra ifanoloran' ny olona mitandahatra maromaro an-kamindrafindra. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 Tanandava
Singan-teny  7tanana, 8tana, 9lava
Sokajin-teny  10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  12 Tanandava, tanan-dava, 13 tandavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31