|
|
|
|

Teny iditra1 tampotampoka
Fototeny  2tampoka
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4(duplicatif fréquentatif). [1.3]
Ohatra  5 Nahazo hery tampotampoka teo izy, ka nahasahy nivoaka ny trano andro amin' alina iny. [2.470]
6 Raha nahazo harena tampotampoka Ingahy Ramiandrisoa, nety ho nahita vola an-kitapo izy na nandova be tany ho any. [2.472]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02