|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tampony |
| Fototeny | 2tampona |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tamponana [Fitanisana] |
| Teny iditra (2/2) | 4 tampony |
| Sokajin-teny | 5 anarana tampona sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the top.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le dessus, le sommet.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany.
[2.508]
9 Ny Tonia Voalohany Mpampanoa ao amin' ny Fitsarana tampony no manao ny fanenjehana. [1.320] |
| Fivaditsoratra | 10 mpanito, 11 mpanoty, 12 tampony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|