Teny iditra | tampo > tampona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] | |||||||||||||||
Ohatra | Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
[2.472] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | mpanato, mpanota, pamonta, tampona |
Teny iditra | tampo > tampoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Suddenly [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3] | ||||||||||||
Subitement [1.8] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | tampo > tampoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'étendre, de couper avec de l'e [...] [tohiny 1.5] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Fivaditsoratra | mpanato, mpanota, pamonta, tampona |