|
|
|
|

Teny iditra1 tampinarany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilay nofo toa kambo lavalava eo an-tendron' ny lalan-drivotra mankany amin' ny havokavoka.
4Lambam-baravarankely amin' ny tapany ambany. [1.1]
Voambolana  5 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12