|
|
|
|

Teny iditra1 tamoraina
Fototeny  2tamora
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vita moramora noho ny: Notamorain' ny famaky ny fikapana ny hazo.
5Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran' ny zanakao.
6Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao.
7Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Ratsitamoraina

Fivaditsoratra  13 amoritana, 14 marotaina, 15 tamoraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08