|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tamina |
| Fototeny | 2tamy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be dug through, to be broken into.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste.
[1.3] 7qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction. [1.8] |
| Ohatra |
8 notamin' ny tontakely ny tranonay (Les voleurs ont pénétré dans notre maison)
[1.3]
9 notamin' ny fahavalo ny tanàna (Les ennemis pénétrèrent dans le village) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14tamena |
| Kamban-teny rehetra | 15tamin-jo |
| Fivaditsoratra | 16 antima, 17 manaty, 18 matañy, 19 mitana, mitanà, 20 tamany, 21 tamina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|