|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tambesarana |
| Fototeny | 2tambesatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsindriana mafy ka tonga mavesatra: Aza tambesarana io talantalana io sao tapaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be leaned or weighed heavily upon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6sur quoi on pèse, on tire: Aza tambetaranao ny filanjana (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur le filanjana).
[1.3#658] 7contre ou sur qui (quoi) on s'appuie. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|