|
|
|
|

Teny iditra1 talôfita
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sokajin'ny zavamaniry tsy misy vahatra na taho na ravina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4thallophyte. [1.13]
Voambolana  5 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  6 talafoty, 7 talôfita

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12