|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 talio |
| Fototeny | 2taly |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana talina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Teny iditra (2/4) | 4 talio |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6rivotra mihokinkodina, tadio.
[Bara]
[1.78] 7Rivo-mangatsiaka ateraky ny ranomasina amin' ny folakandro. [1.1] |
| Voambolana | 8 Haitoetrandro |
| Teny iditra (3/4) | 9 talio |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(probablement une déformation de talia.) Terminalia mantaly H.Perrier (Combretaceae).
12Plus fréquemment appelé mantaly.. [Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 14 talio |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16(de lio : petite quantité de sang qui s'écoule des incisions ou des écorchures ; allusion aux épines).
17Nom d'un grand arbuste épineux des environs d'Ihosy. 18Non déterminé.. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 20 atoly, 21 Loita, 22 talio |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|