|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 talelaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux.
[1.3#656] |
| Ohatra |
5 Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka.
[2.643#]
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 8talesaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|