|
|
|
|

Teny iditra1 takorobabo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny. [1.1]
4kitapon-tsakafon'ny vorona. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5the craw of a bird. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6jabot. [1.13]
Voambolana  7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  8takoribabo
Tovy hevitra  9tranon-dremby
Kamban-teny rehetra  10takorobabonakoho
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02