|
|
|
|

Teny iditra1 takontakona
Fototeny  2takona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4un peu caché. [1.20#29]
Ohatra  5 Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [2.445#]
6 Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357#]
7 Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  9 katonkatona, 10 kotankotana, 11 takontakona, 12 tokantokana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19