|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tako-doha
Singan-teny  2takotra, 3loha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 takodoha
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8entana. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  9 tako-doha, takodoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03