Teny iditra | takodimena (hoditra, mena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina vailahy kely bitika amin' ny sisin' ny hodi-maso [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Orgelet [1.3, 1.54] | |
Ohatra | Didy maso Rafotsy io, azon' ny takodimena;
[2.69] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | tain-domake, takodimena |
Nohavaozina tamin' ny 2021/05/21 |