|
|
|
|

Teny iditra1 tako-pery
Singan-teny  2takotra, 3fery
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka. [1.1]
[takopery] 6ra maina manakona ny fery. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7scab; lit.
8the cover of a sore.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [takopery] 9croûte. [1.13]
10croûte de plaie. [1.5]
Ohatra  11 Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424#]
12 Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643#]
Voambolana  13 Fahasalamana

Fivaditsoratra  14 pitaroke, 15 poretika, 16 tako-pery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12