|
|
|
|

Teny iditra1 takizinina
Fototeny  2takizina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga maizina; avala ho ao anaty haizina: Aza takizinina amin' io lambam-baravarana matevimbe io ny efitrano.
5Atao tonga fadiranovana. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12