|
|
|
|

Teny iditra1 takina
Fototeny  2taky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava.
5Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be demanded as something due. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on exige de droit. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12zavatra takina

Fivaditsoratra  13 antaky, 14 antika, 15 takina, 16 tanika, 17 Tankay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08